Vazo marary fo. Tsy ohatran'izany mihitsy ny nitondrana ny Rap teto Mada. Mihasimba ny Rap Gasy raha ohatran'izao foana. Izany hoe mba te hivazo sy hifanina fotsiny angaha. Tsy misy originalité na dia kely aza. Miala tsiny.
A la base letsy ny rap noetina tamin mouvement ana révolution a, ary tsika tsy topony io fa samy mametraka ze style reveny, ao ny fond ao ny flow, azavao amiko ary oe inona le rap aminao?... tsy zakany sainao leizy satria eto ny atidoha no aodina fa tsy vody...
"tatsimo avy agny agnay" .idem. mlay be lets de toizo a! I kiff fianar 301
Reveko! Miditra tsara!! Tsara fa tohizo zalahy! Rap vrai mbola misy
respect maximum oany zoky be, ti,ah ✊✊✊
Nanomboka nihenoheno anreto band reto a tato ato fa ca va ny rix anzala, surtout ra Ti-Ah! ¨Peace", Toizo
tatsimo avy agny agnay
301 fianar
mlay leka, peace!!!!
tena hafa mits lisany euh! big respect
Le afatr'i Dokotera valy kosa norma be
Level be lesy zalahy a.. mlay GG... !!
le second party reveko be an, waou
norma rzalah!ho ela velona ny RAP Gasy 301
2020🔥🔥🔥🔥🔥🙏✍️
Mlay eh :) siora rzalah
Mandona be
mafinaritr rah zan fon l rap gasy
sur
izany ny atao hoe vazo
mametraka hafatra hoan ny taranaka any afara!!
big up
Respecta total
❤❤❤💙😭
mankatelina e
Mandona ny rap'nareo ! zany no ten rap e !!
Vazo marary fo. Tsy ohatran'izany mihitsy ny nitondrana ny Rap teto Mada. Mihasimba ny Rap Gasy raha ohatran'izao foana. Izany hoe mba te hivazo sy hifanina fotsiny angaha. Tsy misy originalité na dia kely aza. Miala tsiny.
A la base letsy ny rap noetina tamin mouvement ana révolution a, ary tsika tsy topony io fa samy mametraka ze style reveny, ao ny fond ao ny flow, azavao amiko ary oe inona le rap aminao?... tsy zakany sainao leizy satria eto ny atidoha no aodina fa tsy vody...
😊
2024 ?
mlai leka zalah aaa
301 , big up , ;-)